
Fanendrena an’Andriamatoa Pierre RAOELINA ANDRIAMBOLOLONA hitantana ny tahiry Famatsiam-bola Malagasy ho Fampiofanana ny mPiasa – FMFP
Ny fivorian’ny filan-kevi-pitantanana ny 22 Jona 2022 no nanapahana ny fandraisana an’Andriamatoa Pierre RAOELINA ANDRIAMBOLOLONA ho Tale Jeneraly hitantana ny FMFP. Izy araka izany no mandimby an-dramatoa Joséphine Soanorondriaka ANDRIAMAMONJIARISON. …
Fanendrena an’Andriamatoa Pierre RAOELINA ANDRIAMBOLOLONA hitantana ny tahiry Famatsiam-bola Malagasy ho Fampiofanana ny mPiasa – FMFP Read More